S. S boutique

S. S boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from S. S boutique, Sambava.

03/11/2025

Enjoy 20% off on spa services!

22/10/2025
07/05/2025
SAMBAVA : FOND DE COMMERCE à VENDRE !TOMBONY HO ANAO IZAY TE HAMORONA ASA KA AVY HATRANY DIA IO EFA MISY COIFFURE FENO E...
07/05/2025

SAMBAVA : FOND DE COMMERCE à VENDRE !

TOMBONY HO ANAO IZAY TE HAMORONA ASA KA AVY HATRANY DIA IO EFA MISY COIFFURE FENO ENTANA SY BOUTIQUE AFINDRA AMINAO NY HO TOMPINY.

1- SALON DE COIFFURE

-Lave tête
-brushing 04
-baby liss 02
-Table manucure miaraka amin'ny fitaovana mampamaina vernis
-chaise plastique 03
-Tabouret 02
-Fandriana 01 place fanaovana épilation
-Fitaovana fanaovana épilation
-Produits ilaina amin'ny Coiffure

Avy hatrany dia afaka miasa ianao fa efa complet raha jiaby ao.
Ary toerana tsara loatra hamoron-dalana.

2-Mifanefitra aminy dia BOUTIQUE izay mivarotra lamba à la mode ireny.

-lamba maro samy hafa
-Mannequin mitsangana
-Mannequin amin'ny riba
-Porte Manteaux

Efa misy camera de surveillance.

Contact 032 88 547 25

Address

Sambava
42

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261328854725

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S. S boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share