17/03/2026
Ela ela tsy nitafa indray isika 😊
Ireto misy torolalana + astuce tsotra hanadiovana sy hikojakojana montre Casio G-Shock 👇
🧼 1. Fanadiovana tsotra isan’andro
Fafao amin’ny lamba malefaka (madio na somary lena)
Esory hatrany ny:
hatsembohana
vovoka
rano
➡️ Manampy hisoroka harafesina sy fofona ratsy
🚿 2. Raha maloto be (fanadiovana lalina)
Dingana:
Sasao amin’ny rano madio
Ampiasao:
savony malefaka
borosy nify malefaka
Kosehina moramora ny bracelet sy zoro kely
Sasao indray
Hamainina amin’ny lamba
➡️ Azo atao indrindra raha avy nandeha ranomasina na feno fotaka
❤️🔥Mbola dispo daholo ireo modèle ambany ireo an 😉