Mi-Aina

Mi-Aina Tsy voatery hitabataba, tsy voatery hamaly, azo hatao tsara ny mangiana♥️

17/02/2026

Ampoule, tiako ianao ry ampoule 🤣
Inona ny ratsy nataoko fa tsy afaka ato am-bavako ange ee🤣

VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI | 11 Febroary 2026 - 07 ora maraina▶️TOERANA MISY NY FOIBENY: Distrikan’Ankazob...
11/02/2026

VAOVAO TSELATRA MOMBA NY RIVODOZA GEZANI | 11 Febroary 2026 - 07 ora maraina

▶️TOERANA MISY NY FOIBENY: Distrikan’Ankazobe
▶️HERINY: Tempête Tropicale Modérée
▶️RIVOTRA ENTINY: 80 Km/ora
▶️TAFIOTRA MIARAKA AMINY: 110 Km/ora manakaiky ny foibeny
▶️FIKISAHANY: Niakandrefana
▶️HAFAINGANAM-PANDEHANY: 22 Km/ora.
▶️FANAMARIHANA: Mihena miandalana ny heriny.

🔑 Météo Madagascar

Mankahery ny mpiray tanindrana rehetra iharan'ny loza amin'izao fotoana
10/02/2026

Mankahery ny mpiray tanindrana rehetra iharan'ny loza amin'izao fotoana

07/02/2026

Ny hany azoko lazaina dia hoe matoa misy ny fitsaram-bahoaka, tsy mahatoky ny fitsarana intsony ny vahoaka

06/02/2026

Hffffff 🥲🥲

FILAZANA ZAZA VERY: Zazavavy roa mpirahavavy.Tsy hita nanomboka omaly atalata 03 Febroary 2026 izy roa vavy ireto.Niala ...
04/02/2026

FILAZANA ZAZA VERY:
Zazavavy roa mpirahavavy.

Tsy hita nanomboka omaly atalata 03 Febroary 2026 izy roa vavy ireto.
Niala tao an-tranony tao Ampandrana Est omaly maraina i FITAHIANA sy HARENA
13 sy 15 taona.
Salama saina tsara izy roa vavy.

Modia fa mitaintaina ny fianakaviana.

Marihana fa nisy olana ara-pianakaviana no nahatonga azy ireo nandeha niala tao atrano.

Izay mahita na manam-baovao
mahakasika azy ireo dia hiangaviana mba hanantona manam-pahefana, na hiantso ny fianakaviany amin'ny laharana finday:
034.99.474.52
034.36.634.47

Na miantso ny zandarimaria BRIGADE TANA VILLE amin'ny finday:
034 14 006 50
038 40 700 41

Inona no fikafikanareo mampadio be ny tarehinareo?Fotoanan'ny paiso izao dia paiso ràkena ny ahy no mixena dia atao amin...
04/02/2026

Inona no fikafikanareo mampadio be ny tarehinareo?
Fotoanan'ny paiso izao dia paiso ràkena ny ahy no mixena dia atao amin'ny tarehy ny ranony😋

02/02/2026

Ndao amin'izay hi-Aina😊♥️ hiresaka momba ny vehivavy sy ny tontolony amin'izay isika🥰😘

😭😭PARTAGE MAX 😭😭😭🚨 FAMPANDRENESANA MAIKA 🚨👨‍👩‍👦 Olona mianaka no maty an-drano 😭📍 Renirano  – Ikopa, akaikin’ny Sky Blue...
31/01/2026

😭😭PARTAGE MAX 😭😭😭
🚨 FAMPANDRENESANA MAIKA 🚨
👨‍👩‍👦 Olona mianaka no maty an-drano 😭
📍 Renirano – Ikopa, akaikin’ny Sky Blue
🙏 Iangaviana izay mahalala azy ireo mba hampandre ny fianakaviany tompoko .
🤲 Misaotra mialoha amin’ny fiaraha-miasa sy ny fizaràna

Mbola tsy hay hoe namono tena sa nianjera , 😭😭😭😭

31/01/2026

'zany eo ihany fa arahabaina aloha tratry ny farany (janvier) daholo e🤣🤣maro raha hita izy teo iny🤣

Vevavy tsisy saina🔪🔪😡Araka fitarainana voaray tany hoany "Mipotrah ianao ry Mme Zao fa tsy salama ilay vehivavy nodaroda...
31/01/2026

Vevavy tsisy saina🔪🔪😡

Araka fitarainana voaray tany hoany

"Mipotrah ianao ry Mme Zao fa tsy salama ilay vehivavy nodarodarohanao ny totohondry Teo amin'ny lohany tao anatin'ny fiaran'ny sipanao zotra makany Ambohipo.
Toy izao ilay zavanisy, anio faha 30 janoary ariva tamin'ny 7 latsaka teo rehefa naka bus ilay zazavavy , n'y orana nvatravatra, dia elo sy arona nisy ny tenis n'y teny antanany... io Madame io moa teo a devant voalaza ny receveur fa sakaizanlay chauffeur. Voadoan'ny elon'ilay mpandeha izy ka avy hatrany dia ntabataba, namaly moa ilay mpandeha la niteny ianao tsy nihisaka rehefa avy nanao azafady, niroky tulear be moa ity ramatoa ka nilaza hoe tsy hainy moa fa tompon'ny fiara aho? Ary nandrisika ny chauffeur ampidina ilay mpandeha....tsy nety nidina ilay vehivavy ka avy hatrany dia nototondreny Teo am loha sy sofina in 5.... soa fa nisy mpandeha nipetraka tao aorina nanakana azy..tezitra taminao daholo ny mpandeha satria enao tena nigeste be hoe tompona fiara..ary misy olona vonona hijoro vavolombelona tamin'ny adalanao....sady niroky dia hoe hatahotra anao ilay vehivavy.. tsy namaly mihitsy moa ity véhivavy fa niantso ny anadahiny no nataony hitsena azy....
mipotraha moramora ianao fa efa azo hatram laharan'ny fiara ka ts hampisy olana amilay ilay chauffeur any am vadiny sy ny asany am patron any dia manantona anay ianao. Efa mitsabo moa zahay zao.
Partager o reto an. 🥹"

cherlock abu bakart (loharano tao)

Tadidinareo ve TENDRY sy ALEXANDRE???Anisan'ny mba nanome izay kely voatsirambin'ny tanako ho azy ireo ny tenako t@2022 ...
30/01/2026

Tadidinareo ve TENDRY sy ALEXANDRE???
Anisan'ny mba nanome izay kely voatsirambin'ny tanako ho azy ireo ny tenako t@2022 raha nahita ny tantarany tato . Noho ny tonga tao Ambatolampy misy azy roa dia kanjo 7 mianadahy be zao zareo 😅 dia nanao promesse fa hiverina hitondra ho an'ireo sasany. Lasa fahazarako ny mandalo kely ao manome zavatra kely ho azy ireo isaky ny makany Antsirabe tanindrazanay satria lalako ary lasa nifandray be t@zareo aho.
Début 2023 nefa dia tsy afaka nanampy azy ireo intsony aho noho ny antony tsy holazaiko eto.
2024 niantso ahy ny dadany niangavy fa sahirana -n'izy ireo dia niala tsiny aho fa sahirana be koa ka tsy afaka manampy 🥺. Nanomboka teo aho tsy naheno vao2 momba azy ireo tsony.
Androany 28/01/2026 nidina Antsirabe ndray aho ka nanao visite surprise kely sady tonga dia nalaiko sary zareo, i Tendry manasa lamba i Alexandre misintona rano. Tonga za dia fantany sady nitsiky izy 😊, nanomboka nampiresahiko.
Za : Bonjour vao2 anareo?
Tendry : zao fotsiny, ela be ndray enao vao hita
Za: Ary aiza daholo ny olona, nga tsy mianatra?
T: lasa nianatra izy 3 dia mamanay nivoaka any, za nijanona t@erintaona vao afaka bepc 2nde teo dia tsy nanambola nandoavana droit hidirana t@lycée 😞
Za: zay nga lay nifanarahantsika hoe hianatra tsara mba ho lasa dokotera? Sa tsy mazoto tsony nefa nahay be ery? Nga tsy efa bdb nanampy?
T: tena mbola mazoto be fa sahirana e, nisy nanampy fa manome zvt dia maka sary bdb eo zareo dia tsita tsony 🥺
Za: dadanareo nisy fotoana niantso fa tsy afaka nanampy azy za fa sahirana. Ary ao atrano ao nga izy?
T: dadanay efa maty aza ko, narary tato antrano dia nafeniny lay izy, satria tsisy vola nitondrana azy tany (sady nanganohano izy 🥺).
Za: (nijery azy ela2), tsy te ahita anao tsy mianatra tsony za mazava! Raiso ny numero-ko dia antsoy refa manomboka ny reinscription manaraka.
T: ao fa atsoiko dia merci bcp

Mbola possible ve ny mbola hidirany nangatahiny t@nahafahany bepc

Hery Machado

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share