Pas cher

Pas cher Commercialisation des biens et des services

Plateforme de vente en ligne💰

☎: 038 48 164 35 / 033 93 547 15

MULTICUISEUR SILVER CREST PRIX PROMOTIONS : 130.000Ar monja_Multifonction: 10 en 1_️Afaka andrahohana karazan-tsakafo ma...
28/10/2023

MULTICUISEUR SILVER CREST

PRIX PROMOTIONS : 130.000Ar monja
_Multifonction: 10 en 1
_️Afaka andrahohana karazan-tsakafo maro: vary, hena, trondro, pâte, soupe, yaourt, gâteau, rôti,
_Afaka anendasana ihany koa
_Mahasolo ny asan'ny yaourtière
_️Mode de cuisson réglable (digital)
_Puissance 700 - 900 W( tsy mandany courant)
_Capacité 5 litres
_Pot intérieur avec revêtement antiadhésif (tsy miraikitra)
_Mitazona hafanana tsara ny sakafo
_Fabrication: Germany
_Manao livraison izahay
_Mandefa any amin'ny faritra ihany koa

Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso fa vonona ny handray anao izahay.
_Contactc : 038 48 164 35 / 033 93 547 15

Tena ilaina be tokoa amin'izao andro fahavaratra izao ka araraoty fa promotion be_Prix : -double : 30000Ar            -s...
27/10/2023

Tena ilaina be tokoa amin'izao andro fahavaratra izao ka araraoty fa promotion be
_Prix : -double : 30000Ar
-simple : 25000Ar
Imperméable moto standard
_Mety amin'ny moto rehetra, tsy mifidy
_Misy couleurs isan-karazany
_Livraison à partir de 3000Ar
_Mandefa any amin'ny faritra ihany koa
Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso fa vonona handray anareo izahay.
_Contact : 038 48 164 35 / 033 93 547 15

PATTE DE NETTOYAGE MAGIQUE 15000ar monja _Manadio  zavatra rehetra: inox na allu ao antokatrano_Tonga dia mangirana tsar...
25/10/2023

PATTE DE NETTOYAGE MAGIQUE
15000ar monja
_Manadio zavatra rehetra: inox na allu ao antokatrano
_Tonga dia mangirana tsara avokoa izay andalovany
_Livison à partir de 3000Ar
_Mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay
Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso fa vonona handray anareo izahay.
_Contact: 0384816435

Efa ho avy izao ny fahavaratra ka araraoty fa promotion  be ho anareo izay mbola tsy nahazo_Prix: 25000Ar monja _Paraplu...
25/10/2023

Efa ho avy izao ny fahavaratra ka araraoty fa promotion be ho anareo izay mbola tsy nahazo
_Prix: 25000Ar monja
_Parapluie avec lampe
_Matanjaka tsara, tsy mora avadiky ny rivotra
_Matevina tsara ny raviny no mihaja

_Manao livraison izahay
_Mandefa any amin'ny faritra ihany koa
Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso fa vonona handray anareo izahay.
_Contact: 0384816435

Promotion be ho an'ny izay mbola tsy nahazo_PRIX : 20000Ar seullementTondeuse chargeable PROFESSIONNEL✔Qualité tena tsar...
25/10/2023

Promotion be ho an'ny izay mbola tsy nahazo
_PRIX : 20000Ar seullement

Tondeuse chargeable PROFESSIONNEL
✔Qualité tena tsara be
✔Mahavita an'izay ilainao azy tsara
✔Analana ny volo rehetra aminy vatana
✔Batterie tena mateza tsara 4 heures
✔Afaka anaovana traçage
✔Manao livraison izahay
✔Mandefa any aminy Faritra ihany koa

Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso fa vonona handray anareo izahay😊
📞 Contact : 038 48 164 35 / 033 93 547 15

Araraoty fa promotion be ho an'ny izay mbola tsy nahazo_Prix : 75000Ar monja_Piscine gonflable _Afaka ampandroana zaza n...
25/10/2023

Araraoty fa promotion be ho an'ny izay mbola tsy nahazo
_Prix : 75000Ar monja
_Piscine gonflable _Afaka ampandroana zaza na hoentina mivoyage, manao piscine
_Mety amim'ny zaza rehetra na lehibe
_Ngeza tsara : 150cmx 105cmx 55cm
_Manao livraison izahay
_Mandefa any amin'ny faritra ihany koa
Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso fa vonona handray anreo izahay.
_Contact : 038 48 164 35 / 033 93 547 15

Tena ilain'ny ankizy amin'izao andro mafana izao ka araraoty _Piscine gonflable _Prix : 55000Ar monja_Afaka ampandroana ...
25/10/2023

Tena ilain'ny ankizy amin'izao andro mafana izao ka araraoty
_Piscine gonflable
_Prix : 55000Ar monja
_Afaka ampandroana zaza na hoentina mivoyage, mande piscine, mety hoan'y za rehetra
_Reference : 150cm x 40cm
_Manao livraison izahay
_Mandefa any aminy Faritra ihany koa
_Aza misalasala mamdefa hafatra miafina na miantso fa vonona handray anareo izahay
_Contact : 038 48 164 35 / 033 93 547 15

Address

Antananarivo

Telephone

+261384816435

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pas cher posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share