Mitia Meuble Palissandre

Mitia Meuble Palissandre โš’ ๐‘รฉ๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž๐ฌ ๐œ๐จ๐ฆ๐ฆ๐š๐ง๐๐ž๐ฌ ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฆe๐ฌ๐ฎ๐ซ๐ž. โ€ขโ€ขโ€ข๐•๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ญ ๐ฉ๐ซ๐จ๐๐ฎ๐œ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ž๐ฌ ๐ฆ๐ž๐ฎ๐›๐ฅ๐ž๐ฌ & ๐ƒรฉ๐œ๐จ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐ž๐ง ๐ฉ๐š๐ฅ๐ข๐ฌ๐ฌ๐š๐ง๐๐ซ๐ž. ใ€Š ๐“ ๐“พ๐“ช๐“ต๐“ฒ๐“ฝรฉ - ๐“ข๐“ช๐“ฝ๐“ฒ๐“ผ๐“ฏ๐“ช๐“ฌ๐“ฝ๐“ฒ๐“ธ๐“ท - ๐““๐“พ๐“ป๐“ช๐“ซ๐“ต๐“ฒ๐“ฝรฉใ€‹

Manao ny asa rehetra amin'ny alalan'ny palissandre

๐Ÿš Maquette maison en palissandre et bois de rose! ๐Ÿ‘‰ Afaka atao toy izao koa anie ilay tranonareo e ! Tsy rova ihany fa n...
16/04/2026

๐Ÿš Maquette maison en palissandre et bois de rose!

๐Ÿ‘‰ Afaka atao toy izao koa anie ilay tranonareo e ! Tsy rova ihany fa ny trano rehetra dia azo atao maquette avokoa ๐Ÿฅฐ!

๐Ÿ‘‰ Raha tianareo dia alefaso amin'ny Hafatra Miafina ilay sary ary dia omenay devis ihanareo.



๐Ÿฅฐ Lโ€™รฉlรฉgance intemporelle du Palissandre โœจ๐Ÿช‘ Dรฉcouvrez ce magnifique meuble en palissandre massif qui allie chaleur exoti...
14/04/2026

๐Ÿฅฐ Lโ€™รฉlรฉgance intemporelle du Palissandre โœจ

๐Ÿช‘ Dรฉcouvrez ce magnifique meuble en palissandre massif qui allie chaleur exotique et raffinement absolu.

๐Ÿชต Ses veines naturelles uniques, ses tons riches allant du brun chocolat au pourpre profond et sa finition impeccable en font une piรจce maรฎtresse qui transforme votre intรฉrieur en vรฉritable havre de luxe et de confort.

๐Ÿš Que ce soit pour votre salon, salle ร  manger ou chambre, ce meuble apporte une touche dโ€™authenticitรฉ et de prestige ร  votre maison.

โœ… Bois noble et durable
โœ… Design soignรฉ et intemporel
โœ… Parfait pour les amateurs dโ€™ameublement haut de gamme.

๐Ÿ“ Disponible dรจs maintenant ร  Antananarivo Avaradrano.
๐Ÿ’ฐ Prix abordable .
๐Ÿ“ž Contact : +261 34 47 007 70



โค ๐‚๐จ๐ฎ๐ฉ ๐๐ž ๐œ๐จ๐ž๐ฎ๐ซ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐ฌ๐ž๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ž. ..................
11/04/2026

โค ๐‚๐จ๐ฎ๐ฉ ๐๐ž ๐œ๐จ๐ž๐ฎ๐ซ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐ฌ๐ž๐ฆ๐š๐ข๐ง๐ž.
..................



๐Ÿ˜ Magnifique salon complet en bois de palissandre naturel, bois prรฉcieux trรจs recherchรฉ pour sa couleur chaude, ses vein...
10/04/2026

๐Ÿ˜ Magnifique salon complet en bois de palissandre naturel, bois prรฉcieux trรจs recherchรฉ pour sa couleur chaude, ses veines uniques et sa robustesse exceptionnelle.
Composition : 3 2 1 avec table basse.

ร‰ponge haute densitรฉ Vitafoam
Tissu de qualitรฉ Eureka .

Ce meuble apporte chaleur, รฉlรฉgance et durabilitรฉ ร  votre salon.

๐Ÿฅฐ Le palissandre est un bois noble qui embellit avec le temps !

Prix : ( nรฉgociable lรฉgรจrement).

Lieu : Antananarivo (visible sur rendez-vous)
Livraison possible dans Tana et environs.

๐Ÿ“ฒ Contactez-nous vite en MP ou au+261 34 47 007 70.


๐Ÿฅฐ Te hisaotra manokana an'ireo clients nametraka fitokisana taminay izahay ๐Ÿ™. ๐Ÿฅฐ Mankasitra indrindra dia mampiasa finari...
08/04/2026

๐Ÿฅฐ Te hisaotra manokana an'ireo clients nametraka fitokisana taminay izahay ๐Ÿ™.

๐Ÿฅฐ Mankasitra indrindra dia mampiasa finaritra tompoko๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰ Kopatanana manokana ho anareo any Antsirabe / Talata / Andakana / Anosipatrana /Ambohimangakely / Tsimbazaza / Ivato / Itaosy / Anosibe / Ambatofotsy / Carions .......




Mirary p***a finaritra ๐ŸŽ‰
05/04/2026

Mirary p***a finaritra ๐ŸŽ‰

๐Ÿฅฐ Mirary Alahady feno fitahiana ho an'ny mpanaraka ny pejy ๐Ÿ˜ŠMitia Meuble Palissandre
22/03/2026

๐Ÿฅฐ Mirary Alahady feno fitahiana ho an'ny mpanaraka ny pejy ๐Ÿ˜Š

Mitia Meuble Palissandre

โญ• Eo o ! Te hahazo cadeau fanaka avy aty  aminay ve ihanareo? ๐Ÿ‘‰ Raha ENY ๐ŸŽ‰ dia andao arahatsika ireto . ๐Ÿ‘ Raha efa nanji...
05/03/2026

โญ• Eo o ! Te hahazo cadeau fanaka avy aty aminay ve ihanareo?

๐Ÿ‘‰ Raha ENY ๐ŸŽ‰ dia andao arahatsika ireto .

๐Ÿ‘ Raha efa nanjifa tato aminay ihanareo ka nividy fanaka + 10 (article) dia mety ho tsara vintana hahazo fanaka 1 cadeau.

๐Ÿ‘ Raha mpanaraka pejy indray ihanareo ka te hahazo fanaka ato aminay dia tsotra kely . Mitady clients 10 isa ihanareo dia ho azonareo ny amboara.

๐Ÿ‘‰ Ndao hiara hifanohana sy hifanome tanana ary. ๐Ÿ˜


๐Ÿฅฐ Ihanareo koa ve mba miombon-kevitra aminay amin'ny hakanton'ireto vaisselier ireto? ๐Ÿช„ Samy hafa ny endriny sy ny habea...
26/02/2026

๐Ÿฅฐ Ihanareo koa ve mba miombon-kevitra aminay amin'ny hakanton'ireto vaisselier ireto?

๐Ÿช„ Samy hafa ny endriny sy ny habeany ary samy manana ny hanitra ho azy ireo.

๐Ÿช„ Raha manana modรจle hafa akoatran'ireo anefa ihanareo dia mbola afaka tanterahinay avokoa.

๐Ÿช„ Raha misy mety aminareo ireo modรจle ireo dia afaka manantona mivantana aminay na miantso avy hatrany.

๐Ÿ“ž +261 34 47 007 70 ( Whatsapp)



๐ŸŽ‰ Les 3 Portes de Ta Vie Parfaite ๐Ÿ˜โžก๏ธ Chaque porte reprรฉsente un pilier essentiel de la vie quotidienne : Style / Ordre ...
19/02/2026

๐ŸŽ‰ Les 3 Portes de Ta Vie Parfaite ๐Ÿ˜

โžก๏ธ Chaque porte reprรฉsente un pilier essentiel de la vie quotidienne :
Style / Ordre / Espace
On vend l'รฉquilibre parfait entre beau, organisรฉ et spacieux, pas juste un meuble.๐Ÿ˜œ

๐Ÿช„ Les 3 portes symboliques (ton storytelling principal)

โžก๏ธ Porte 1 โ€“ Le Style
ยซ Ouvre-la et rรฉvรจle ton รฉlรฉgance ยป
โ†’ Miroir intรฉgrรฉ ou belle finition visible dรจs l'ouverture

โžก๏ธ Porte 2 โ€“ L'Ordre
ยซ Ouvre-la et retrouve ta sรฉrรฉnitรฉ ยป
โ†’ ร‰tagรจres, penderie, tiroirs bien pensรฉs
โ†’ Avant/aprรจs : pile de vรชtements en vrac โ†’ tout rangรฉ nickel.

โžก๏ธ Porte 3 โ€“ L'espace
Ouvre-la et respire enfin ยป
โ†’ Grande capacitรฉ mรชme dans une petite chambre.



.

๐Ÿ˜Š Finaritra e. Misy liana amin'ilay table de bureau ho an'ny ankizy ve ato? Raha manana modรจle manokana ihany koa dia af...
18/02/2026

๐Ÿ˜Š Finaritra e.
Misy liana amin'ilay table de bureau ho an'ny ankizy ve ato?

Raha manana modรจle manokana ihany koa dia afaka tanterahinay a.

Mitia Meuble Palissandre

-dรฉcorations

๐Ÿ˜Š Faly miarahaba antsika indray o. Efa tafaverina eto amin'ny pejy izahay a. ๐Ÿ‘‰ Indro ary armoire tout en palissandre no ...
28/01/2026

๐Ÿ˜Š Faly miarahaba antsika indray o. Efa tafaverina eto amin'ny pejy izahay a.

๐Ÿ‘‰ Indro ary armoire tout en palissandre no atolotray ho anareo.
๐Ÿ™ Tena tsara sady matevina ny hazo.

๐Ÿ‘‰ Disponible de suite a

๐Ÿ“ž+261 34470070 Whatsapp.


Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344700770

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitia Meuble Palissandre posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mitia Meuble Palissandre:

Share