JieL Votre fournisseur d'accessoires de mode à petit prix.

16/01/2026

Salama daholo tsika mpanaraka ny page jiel 😍🙏 efa Tonga ny arrivage fa tongava ety pavilion 254 arret bus tavoangy de makasitraka mialohaa🙏😍😍

Atomboy tsara ny taona! Ato aminay tsy bling bling fa firavaka mitondra vitana ho anao✨Jerevo izay mety, tongava mijery,...
15/01/2026

Atomboy tsara ny taona!
Ato aminay tsy bling bling fa firavaka mitondra vitana ho anao✨

Jerevo izay mety, tongava mijery,
Vita izay ny fety, ny vatonay mitondra hery💪

Oeil de tigre🐯
Jade🍀
Onyx⚫
Triple protection🛡️
Citrine✨
Quartz rose🩷
3 yeux👁️
Améthyste💜
Opal blanche🤍
Labradorite✨
Lapid lazuli☄️
Aigue marine 🌊
Etc ...

Pavillon 254 analakely
Na micommande amin'ny MP📲
+261341326576
Manao livraison erak'i Madagasikara🇲🇬

Ny tsara hatrany ho anareo✨Bracelets tena vato 🌸quartz rose🌸✨Bracelets&collier afaka asiana soratra, ny ampitso dia azo ...
05/01/2026

Ny tsara hatrany ho anareo✨
Bracelets tena vato 🌸quartz rose🌸
✨Bracelets&collier afaka asiana soratra, ny ampitso dia azo raisina
✨Firavaka miavaka sady maharitra anehoanao ny maha izy azy anao🔥 TSY MIHOFO‼️

Ny quartz rose dia:
🌸Manasitrana ny aretim-po azo tamin'ny fahadisoam-panantenana
🌸Mampitony ny fo tezitra nohon'ny famadiam-pahatokisana
🌸Mampilamina ny fifankatiavana misy

Promotion ny quartz rose koa hararaoty, sady miaraka amin'ny haingony kely mahafatifaty TSY MIHOFO‼️

🏡Pavillon 254 Anamakely
📞034 13 265 76
Livraison erakin'ny nosy🇲🇬

Idée fanomezana ho an'ny fety🎁Bracelets en pierres, sady miavaka no mamy kely no mitondra soa🥰Manomboka amin'ny 15.000Ar...
20/12/2025

Idée fanomezana ho an'ny fety🎁

Bracelets en pierres, sady miavaka no mamy kely no mitondra soa🥰

Manomboka amin'ny 15.000Ar dia efa mahazo bracelet izay mety amin'ny vintanao sy manambina anao ; izany dia azonao hifaina ao amin'ny pavillon 254 Analakely, ampitan'ny arret tavoahangy🚌

Na koa micommande en ligne dia livrenay 😊
Afaka manao livraison manerana ny nosy

Contact: 0341326576

✨Bijoux personnalisés EXPRESS , fait sous 24h😱🔥Commandez aujourd'hui, faites vous livré demain🔥‼️EN ACIER INOXYDABLE‼️TS...
12/12/2025

✨Bijoux personnalisés EXPRESS , fait sous 24h😱

🔥Commandez aujourd'hui, faites vous livré demain🔥

‼️EN ACIER INOXYDABLE‼️TSY MIHOFO‼️
COLLIERS, BRACELETS, GRAVEZ CE QUE VOUS VOULEZ DESSUS!

✅Avance 50% pour confirmation de la commande

📲Commandez directement en MP

Ou faites vos commandes au pavillon 254 Analakely, face arret tavoahangy🚌

Livraison partout à Madagascar🇲🇬

VATO MITONDRA SOA SY FANAMBINANA ✨💎 Vato natoraly mitondra hery tsara ho an’ny fiainanao sy vokan- tsoa maro✨ Protection...
06/12/2025

VATO MITONDRA SOA SY FANAMBINANA ✨

💎 Vato natoraly mitondra hery tsara ho an’ny fiainanao sy vokan- tsoa maro
✨ Protection – Miaro amin'ny angovo ratsy
✨ Sérénité – Manampy hampitony saina sy hanala adin-tsaina
✨ Calme – Mampisy filaminana ao anaty sy ivelany
✨ Fanambinana – Manokatra vintana, fahombiazana ary fahasoavana
✨ Richesse – Manokatra Fanohanana vaovao

Raha tianao, afaka manampy karazana vato ao anatiny toy ny (Citrine, Oeil de tigre, Opale,............... sns).

Afaka manao livraison manerana ny nosy ,n'aiza n'aiza misy anao dia afaka aterina amin'izay toerana misy anao

🌟 Energies naturelles • Bien-être • Positive vibes
👉 Jiel Analakely Pavillon 254
📞 034 13 265 76

🔥Vaovao🔥✅Solomaso à la mode international 2026✅Bracelet, collier, porte clé EN ACIER INOXYDABLE (tsy mihifo) personnalis...
05/12/2025

🔥Vaovao🔥
✅Solomaso à la mode international 2026
✅Bracelet, collier, porte clé EN ACIER INOXYDABLE (tsy mihifo) personnalisé vita ao anaty 24h monja: izay soratra tianao atao tsy misy lilite ny halavany, mitovy foana ny vidiny🥳

😎Solomaso: 20.000Ar monja‼️
❤️Bracelet, na collier, na porte clé: 25.000Ar efa misy soratra izay tianao
(avance 50% no ilaina hanaovana ny commande personnalisé, 1 andro aorian'ny commande ihany dia vita sy afaka raisina)

Toerana iray ihany no ahitana azy👇
🏡pavillon 254 Analakely (ampitan'ny arret bus tavoahangy)
Livraison partout à Madagascar🇲🇬

Commandez directement en MP📲

PIERRES NATURELLES 💎 Jiel – Pavillon 254 Analakely✨ Les pierres naturelles dia manampy amin’ny equilibre émotionnel, cal...
24/11/2025

PIERRES NATURELLES
💎 Jiel – Pavillon 254 Analakely

✨ Les pierres naturelles dia manampy amin’ny equilibre émotionnel, calme intérieur ary énergie positive.
Mety ampiasaina amin’ny soins énergétiques, méditation, ary relaxation.

🌿 Bienfaits ankapobeny :
• Manalefaka stress sy adin-tsaina
• Manampy amin’ny fifantohana sy fandriampahalemana
• Manadio sy manatsara énergie personnelle
• Manampy amin’ny equilibre émotionnel sy fahatsapana tsara
• Manome vibe positif sy hery anaty

💎 Karazana vato be mpampiasa :
• Œil de Tigre → fiarovana sy fahatokisana
• Sélénite → fanadiovana énergie
• Citrine → optimisme sy motivation
• Opale → créativité sy fiononana

Fa ahitanao vato maro hafa ihany ankotran'ireo

Misy décoration maro karazany inoxydable sy oxydable amin'izay itiavan'ny tsirairay azy.

📍 Jiel – Pavillon 254, Analakely

Tongava hisafidy ny vato mifanaraka aminao – Kalitao tsara, endrika maro, vidiny mirary ✨

Afaka manao livraison manerana an'i Madagasikara

CONTACT:0341326576

🔥  JIEL – Pavillon 254 Analakely 🔥💎 Tongava hijery ny VATO NATORALY sy FIRAVAKA ÉNERGÉTIQUE tsara kalitao!Manampy hery t...
07/11/2025

🔥 JIEL – Pavillon 254 Analakely 🔥

💎 Tongava hijery ny VATO NATORALY sy FIRAVAKA ÉNERGÉTIQUE tsara kalitao!
Manampy hery tsara, vintana, harena ary fahasalamana 🌟

✨ Vato Asongadina : CITRINE 💛
Vato mitondra fahombiazana, optimisme, fahasambarana ary fananana tsara 💰🌞

💞💞Fa misy vato hafa ihany koa mitondra vokan tsoa maro be ho anao😘😘

🎉 Aza tara! Tongava mandalo ao amin’ny JIEL – Pavillon 254 Analakely
Hijery, hanandrana, ary hahatsapa ny hery miabo avy amin’ny vato manome soa! 😍

🚲🚲Afaka mandefa any amin'ny faritra sy manao livraison manerana an'i Madagasikara🚖
Ora fisokafana: 9h00 hatramin'ny 16h30

📞 Contact : 034 13 265 76

‼️ARRIVAGE‼️Bracelet en pierre 10mm à partir de 15.000Ar🤩Ary manomboka amin' ny  10 000ar dia mahita vokan-tsoa sy mihai...
29/10/2025

‼️ARRIVAGE‼️
Bracelet en pierre 10mm à partir de 15.000Ar🤩
Ary manomboka amin' ny 10 000ar dia mahita vokan-tsoa sy mihaingo Ianao 🥳

Miandry anao izahay , hanome fahafaham - po ho an' ny olona tsirairay .

Sélénite, Œil de Tigre, Opale, Aigue-Marine, Œil de Tigre Vert…

😘😘😘😘Un cocktail de bien-être, d’énergie et d’harmonie 🌿💎

💫 Chaque pierre apporte sa force :
– Sélénite : apaise et purifie
– Œil de Tigre : protège et renforce la confiance
– Opale : stimule la créativité
– Aigue-Marine : favorise la sérénité
– Œil de Tigre Vert : équilibre les émotions

👉 À découvrir dès maintenant au Pavillon 254 Analakely !

Afaka mandefa any amin' ny faritra sy manao livraison

N'attendez plus pour nous rejoindre

Contact : 0341326576

Ho avy tsy ho ela... 🤫Nanomana zavatra tsara be hoanareo izahay🤗 tsy hoitanareo ankoatran'ny eto amin'ny pavillon 254 An...
29/10/2025

Ho avy tsy ho ela... 🤫
Nanomana zavatra tsara be hoanareo izahay🤗 tsy hoitanareo ankoatran'ny eto amin'ny pavillon 254 Analakely irery ihany!💪
Inona ary izany ho avy izany hoy ianao?
Ataovy ao amin'ny commentaire dia mahazo iray izay mahay azy voalohany😁
Sopapa: firavaka miavaka ✨
Alefaso ary ny commentaire fa izay mahamarina voalohany omenay iray e😁

🎉 FIRAVAKA EN VRAIES PIERRES NATURELLES 🎉✨ Tena tsara, tena mora, tena izy 🔥💎 À partir de 10.000 Ar monja dia efa mahazo...
18/10/2025

🎉 FIRAVAKA EN VRAIES PIERRES NATURELLES 🎉
✨ Tena tsara, tena mora, tena izy 🔥

💎 À partir de 10.000 Ar monja dia efa mahazo firavaka maneva ny tsirairay 😍
Sady mihaingo ianao, no mitondra énergie positive 💫

🪶 Les pierres t’apportent protection, paix, amour et équilibre ✨
Ary manampy koa amin’ny fiarovana amin'ny aretina sy mahasalama 🌿

📍 Pavillon 254 Analakely, en face de l’arrêt bus Tavoahangy
🚙 Livraison partout à Madagascar

💌 On attend plus que vous pour passer votre commande en MP ou bien venez nous rejoindre💕💕
📲 034 13 265 76

💥 Bijoux personnalisés & prix de gros disponibles 💥

Address

Pavillon N°254 ANALAKELY
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JieL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share