14/12/2024
🌺🌸 coucou les loulous 🌸🌺
🏆akahiky ny noël ,andao ilalao eh..avec promotions 🏆
Venez en message privé pour les infos du prix des bijoux ❤️ stock limitée 🎁
Lalao antsika voalohany indrindra ty 🤹🏽♀️ ka aza taraiky nareo , na lahy na vavy 🥰 ataontsika mipoka be mintsyyyy… 🏋🏻♀️🚀
🙏 Ho fisaorana anareo rehetra
zay nanjifa sy Zay mbola hanjifa ato aminy « clin d’œil 😘 » dia misy jeux kely atolotra ho anareo androany
👉Izay manana commentaire be like
indrindra voalohany 🥇 no sady mahafeno ny conditions rehetra no mahazo ilay cadeau voalohany 🎁présentoir à bijoux 📿
Deuxième place 🥈bon d’ achat de 20.000 Ar💸
Reto avy ary : ❤️
✅ soraty ao aminy commentaires oe « clin d’œil 😘 »
✅Mentionnéo eto daholo ny namana 🫶🏼
✅Ataovy partage ity publication ity ( publication publique 🙏🏽)
✅Asio reaction ito publication ito ❤️
✅Ataovy like ny page clin d’œil 👍
✅Manao achat article 🤤
Alahady 22 décembre no farany ka ariva aminio andro io iany ny fisarihana 🫵🏼🍾
🎀 Bisous bisous 🎀