Pretty Blessed

Pretty Blessed Commercial

21/01/2026
21/01/2026

😍Bonjour daholo isika eh😍

Androny amin'ny 19h ary ny live parfum aveo ah

20/01/2026

Ialana tsiny zareo fa tapaka ny jiro de aleo hatao tsika rahampitso hariva

Mankasitra be dia be

😘😘Bonne Année daholo😘😘Ela ela tsy hita fa tonga indray iza amin'ity 2026 ity Ireto indray ny zavatra ho atolotra hoanare...
20/01/2026

😘😘Bonne Année daholo😘😘
Ela ela tsy hita fa tonga indray iza amin'ity 2026 ity

Ireto indray ny zavatra ho atolotra hoanareo amin'izao taona vaovao iza

👉Amin'ny 19h30 ny fotoanantsika ary eh 👈

🥳Félicitations Mme Ginah Tal   fa ianao no voasarika tamin'ilay fisarihana 🥳🙏Dia maneho ny fankasitrahana antsika rehetr...
22/06/2025

🥳Félicitations Mme Ginah Tal fa ianao no voasarika tamin'ilay fisarihana 🥳

🙏Dia maneho ny fankasitrahana antsika rehetra izay nadray anjara fa araho foana ny pejy fa mbola misy kilalao hafa indray ts y ho ela🙏

🥰Misaotra anareo🥰

🥰Salama daholo isika🥰Ela ela isika izay zay zareo anh Andao isika Hilalao amin'nizao  fetim-pirenena izao eh Ampitombont...
16/06/2025

🥰Salama daholo isika🥰
Ela ela isika izay zay zareo anh
Andao isika Hilalao amin'nizao fetim-pirenena izao eh
Ampitombontsika ny isan'ny j'aime sy mi suivre an'ny page

Azahoana 20.000Ar be izao izay miparticiper am'ilay kilalao

Tsotra foana ny conditions atsika
-j'aimer o ny page
-j'aimer ny publication
- identifier o ny namanareo anao j'aime page
-mentionner o daholo ny namana ao anatin'ny commentaire
-partager - o amin'ny groupe na page ity publivation ity

Ny fisarihin dia ataontsika amin'ny Alahady 22juin 2025 izao amin'ny 18:30

Koa manasa atsika ary handray anjara eh

04/06/2025

😭Tena tapaka ilay Jiro zareo fa tena ialana tsiny be dia be ah 😭....

Maizina ny tontolo ato

❌AIZA DAHOLY INDRAY EH❌Elaela zareo zay ah ka indro ary🎁ARRIVAGE EUROPEENNE MANJA🎁Rahariva ny fotoanantsika @19:30 ary e...
04/06/2025

❌AIZA DAHOLY INDRAY EH❌
Elaela zareo zay ah ka indro ary

🎁ARRIVAGE EUROPEENNE MANJA🎁

Rahariva ny fotoanantsika @19:30 ary eh

✅Partage maximum ary✅

🥰Miarahaba ny reny rehetra amin'izao fety izao🥰🥳Tononona hoantdika foana ny fahasoavana sy ny fitahiana , ny fanambinana...
25/05/2025

🥰Miarahaba ny reny rehetra amin'izao fety izao🥰

🥳Tononona hoantdika foana ny fahasoavana sy ny fitahiana , ny fanambinana, 🥳

🥳Izay ataotsika rehetra anie de mba hombanin'Andrimanitra daholo ary hoambinina foana 🥳

😍 Fitahiana hoan'ny tokantrano foana anie😍

🤩Mirary fety sambatra daholo🤩

Address

Antananarivo

Telephone

+261322904552

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pretty Blessed posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pretty Blessed:

Share