Novaé.mg

Novaé.mg Votre dealer de produits/ matériels importés

Gourde Aesthetic 🫶🎀🐼Détails et pris sur chaque photo 💯1ere confirmation en Mp = 1er servi 👌😉Lirvaison partout à Madagasc...
17/03/2025

Gourde Aesthetic 🫶🎀🐼
Détails et pris sur chaque photo 💯
1ere confirmation en Mp = 1er servi 👌😉
Lirvaison partout à Madagascar 🇲🇬🛵

🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀Aesthetic Bottle 🎀❤️🛍 20.000Ar Capacité 500mlMatière : PC ♻️ || Résistante à la chaleur ✅Livraison partout à M...
16/03/2025

🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀🎀
Aesthetic Bottle 🎀❤️
🛍 20.000Ar
Capacité 500ml
Matière : PC ♻️ || Résistante à la chaleur ✅
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬📦

Liquidation  alohan’ny hatongavan’ny entantsika manaraka ary e 🥰 Pour : IPhone / Huawei / Redmi / Xiaomi / Oppo Reno / V...
30/01/2025

Liquidation alohan’ny hatongavan’ny entantsika manaraka ary e 🥰
Pour : IPhone / Huawei / Redmi / Xiaomi / Oppo Reno / Vivo / Samsung / Google Pixel ihany 🤩
Mbola vaovao daholo ireo. 💯
✅ 12.000Ar sy 17.000Ar sy 25.000Ar
❌❌Prix fixe ary Sur Livraison uniquement ❌❌
📌📌 Aucun retour possible : tsy afaka averina 📌📌

‼️‼️ STOCK ÉPUISÉ ‼️‼️Aesthetic Time Stamped Bottle 🥰❤️🛍 20.000Ar Capacité 700mlMatière : PC ♻️ || Résistante à la chale...
06/01/2025

‼️‼️ STOCK ÉPUISÉ ‼️‼️
Aesthetic Time Stamped Bottle 🥰❤️
🛍 20.000Ar
Capacité 700ml
Matière : PC ♻️ || Résistante à la chaleur ✅
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬📦

📌📌 Stock Épuisé 📌📌Luxury Makeup Bag 🥰❤️Trousse de rangement ou trousse de maquillage de luxe 🥰😍Matière PU || Dimension 2...
02/01/2025

📌📌 Stock Épuisé 📌📌
Luxury Makeup Bag 🥰❤️
Trousse de rangement ou trousse de maquillage de luxe 🥰😍
Matière PU || Dimension 27cm*15cm*16cm
🛍 35.000Ar
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬📦

‼️‼️ RESTOCK‼️‼️ ⚠️ Stock limité ⚠️Gourde We Bare Bears 🐼😍🐻 ‼️Capacité 1.000ml ou 1 Litre ‼️Verres Transparents et Résis...
31/12/2024

‼️‼️ RESTOCK‼️‼️ ⚠️ Stock limité ⚠️
Gourde We Bare Bears 🐼😍🐻
‼️Capacité 1.000ml ou 1 Litre ‼️
Verres Transparents et Résistantes à la chaleur
🛍 30.000Ar / 1
Matière : PP ♻️
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬🛵

Dia gaga ianareo hoe fa maninona tsy mahazo mihintsy nefa ny Client 2 no mahazo foana satria Contact sy lieu de livraiso...
26/11/2024

Dia gaga ianareo hoe fa maninona tsy mahazo mihintsy nefa ny Client 2 no mahazo foana satria Contact sy lieu de livraison foana no priorité 🫣🥲

24/11/2024

- Okalou za hiera amin'ny vadiko raha tiany ilay izy
- Hayy mbola sur commande fa tsy misy dispo de suite ?
- Mila mandefa acompte ve?
- Io ihany zany ny couleur misy ?
- Tsisy modèle ohatran'izao ve ?

Inona Koa? 🤣🫣

‼️‼️ Rupture de stock ‼️‼️Gourde We Bare Bears 🐼😍🐻 ⚠️ Stock limité ⚠️‼️Capacité 1.000ml ou 1 Litre ‼️Verres Transparents...
19/11/2024

‼️‼️ Rupture de stock ‼️‼️
Gourde We Bare Bears 🐼😍🐻
⚠️ Stock limité ⚠️
‼️Capacité 1.000ml ou 1 Litre ‼️
Verres Transparents et Résistantes à la chaleur
🛍 30.000Ar / 1
Matière : PP ♻️
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬🛵

Zavatra kely tsikaritray tato, nandritran’ny 3 volana teo ho eo. Ka andeha mba ho zarainay amin’nareo rehetra😂🥴 Mety his...
24/10/2024

Zavatra kely tsikaritray tato, nandritran’ny 3 volana teo ho eo. Ka andeha mba ho zarainay amin’nareo rehetra😂🥴 Mety hisy hatsapa-tena ngamba fa dia Miala tsiny dia ny mialoha 🤧
❇️ Ny olona manana an’ireo téléphone raitra indrindra (IPhone 15-16PM / Samsung S24Ultra / ny Flip sy Fold) no tsy mahafoy indrindra 😂 na resaka acompte na resaka frais de retrait na resaka frais de livraison. 🤐
❇️ Rehefa mandefa modèles izahay dia manontany ianareo hoe « Ireo ihany ve ? » na dia modèles Efa ho 70 no Alefanay ara 🥴 indraindray izahay te hiteny hoe « misy hafa fa izahay no tsy tia handefa Ka 😩». Mba hinoy izahay fa ireny Alefanay ireny no misy tompoko oh.
❇️ Efa presque nahatonga karazana housse be dia be izahay tompoko ka misy ireo hitanay fa Ratsy en terme de qualité ary tsy ho proposé-nay anareo mihintsy donc raha mi insiste nareo hoe « Ito hitako tary amin’ny page tary fa Ito modèles tadiaviko » dia Efa mialatsiny izahay fa tsy tompon’andraikitra ‼️
❇️ Matoa izahay mifidifidy an’ireo téléphone raisinay commande dia Satria tsy tianay ianareo sasany ho diso fanantenana Satria tsy mitovy amin’ny modèles an’ireo grande marque ireo no misy ho an’ny téléphone anareo (ohatra : ireo mampiasa Itel tsy hitovy modèles amin’ny Xiaomi mihintsy)
❇️ Tato ato lasa mizara 2 andro foana ny livraison vao vitan’ny livreur raha taloha izy 1 journée dia vita (Nefa Efa agence ny manao azy) Mba tia hiteny fotsiny izahay hoe ‼️ mba Aza ampiandrasana ela ny livreur rehefa manao livraison fa misy Tena client tsy mahalala fomba fa Efa eo ambavahadin’ny tranony no asainy tonga ny livreur dia mbola 30mn après izy vao mivoaka ny trano 😩‼️
❇️ Betsaka ihany koa ireo manao commande tsy maka ny entany fa rehefa tonga ny commande dia mandefa message foana izahay hoe tonga ny entana ... dia Vu no azonay, mi relance an’ilay message izahay ny ampitso dia vu ihany. Mi relance izahay après 2 jours / 1 semaine dia mbola vu foana 😶 mba lazao reto raha tsy alainareo ilay izy a... Hafahanay mi proposer azy ho dispo de suite 🙏
❇️ Ny délai de stockage an’ny entana na sur commande na izay réservation ato aminay dia 10j ihany, rehefa tsy alainareo ilay izy tapitra izay Fe-potoana izay dia tsy misy acompte miverina ary hatao dispo de suite ny entanareo.
❇️ Ianareo izay handefasanay modèles Ka manontany hoe misy couleur hafa ve ? Tsia tompoko Efa Alefanay anareo ireny daholo ny modèles misy.
❇️ Betsaka ihany koa no manontany hoe afaka ovaina ve ity tadiny ity soloina couleur zao na zao, tsia tompoko fa efa ireny ny modèles rehetra ary tsy afaka soloina afa ny accessoires miaraka aminy raha tsy hoe manao commande hafa ianareo.
❇️ Raha ohatra ka Tsy mbola hanao commande ianareo dia aleo tsy mangataka modèles azafady fa milahatra ny fandefasana modèles dia very fotoana sy very connexion izahay Nefa ianareo tsy manao commande akory.
❇️ Mba vakio tsara ny message sy ny publication tsirairay avy tompoko fa Efa presque détaillé ao daholo🙏 izahay tsy dia manao prix MP izany.
❇️ Mba aleo hifanaja tsara daholo svp, raha tsy mi-témoigner respect aminay ianareo dia izahay koa tsy mi respecter anareo.
❇️ Hampafataranay anareo fa manana liste de compte bloquer izahay. 😆
Izay fa dia mazotoa daholo dia araho tsara ny page fa sao tsy hatratra entana dispo de suite eo indra 😂🤪
Bisous be daholo ❤️

Efa tamin’ny 2021 izahay no nandray commande an’ny housse fa tsy hoe vao aingana anh 😊 Ny clients anay depuis 2021 mbola...
18/10/2024

Efa tamin’ny 2021 izahay no nandray commande an’ny housse fa tsy hoe vao aingana anh 😊
Ny clients anay depuis 2021 mbola manao commande ato aminay foana, Misy ireo Efa niova compte fa mbola hananay archive daholo. 🥰
Mankasitraka an’ireo clients fidèles hatrizay sy ireo nouveaux clients fa Tena mamy be ianareo 🥰🙏❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 10:00 - 18:00

Telephone

+261326000647

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Novaé.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share