Girl With Grace

Girl With Grace Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Girl With Grace, Jewelry/Watches, Antananarivo.

JESOA TSY MANDAONangidy ireny lasa ireny, reko niatra tamin'ny aikoToa tsy mety lany mihitsy ny ady sy ola-mitataoBe ire...
18/04/2026

JESOA TSY MANDAO

Nangidy ireny lasa ireny, reko niatra tamin'ny aiko
Toa tsy mety lany mihitsy ny ady sy ola-mitatao
Be ireo lala-nolalovana, saika hahakivy izany saiko
Fa ny hany sisa nifaliako: soa Jesoa fa teo Ianao

Matetika aho no azon-tahotra, malahelo koa mazàna
Rehefa tojo izay manjo, toa tsy mety haiko izay atao
Dia ny sento sy tomany no miraradraraka, tsy tàna
Ny hany sisa mampitony: hay Jesoa mbola eo Ianao

Tsy fantatro ny rahampitso na izay segaondra iray ho avy eo
Tsy haiko izay anjara ho ahy rehefa mandroso ho ao aloha ao
Tsy namboarina aho hahalala ny zava-drehetra mety hiseho
Ny hany tokiko amin'ny hoavy: Ianao Jesoa tsy mba mandao.

Art'lala
180426

Hello hello!Faly izahay mampandre fa niova ho "Girl With Grace" ny anaran'ny pejintsika😊Natao hifampizarana tenin'Andria...
16/04/2026

Hello hello!
Faly izahay mampandre fa niova ho "Girl With Grace" ny anaran'ny pejintsika😊

Natao hifampizarana tenin'Andriamanitra sy tips isan-karazany @ étude biblique eto amin'ny pejy manomboka eto. Noho izany, najanona mihitsy aloha ny varotra😉

Asao ny namana izay mety ho liana amin'izany🥰
Mirary soa ho antsika rehetra.
Soyez bénis🥰

09/07/2025

Jereo nge e, tena hoe milay

Arrivage gloss🥰4000Ar/piècePassez en MP pour commander
09/07/2025

Arrivage gloss🥰
4000Ar/pièce
Passez en MP pour commander

Mamy be ianareo 🥹 Tena mankasitraka e🥲Amin'ireto sisa no misy fa lany daholo ilay karazany hafa🩵Ataontsika 15.000Ar amin...
03/05/2025

Mamy be ianareo 🥹 Tena mankasitraka e🥲
Amin'ireto sisa no misy fa lany daholo ilay karazany hafa🩵
Ataontsika 15.000Ar amin'izay indray ny iray.

Hello hello👋Tonga indray ny brume parfumé antsika.Amin'ilay mamy sy manitra be daholo sady misy mety amin'ny rehetra.Mis...
27/04/2025

Hello hello👋
Tonga indray ny brume parfumé antsika.
Amin'ilay mamy sy manitra be daholo sady misy mety amin'ny rehetra.
Misy fruité🍑🥭, gourmand 🍰🥧dia misy floral koa🌸💐

250 ml
Prix avec paillette: 17.000 Ar
Sans paillette: 15.000Ar

Efa nieritreritra ve ianareo hoe misy izany fofona plage izany?Fofona vaovao indrayTena hoe mamy be daholo🥰Sucré daholo ...
15/04/2025

Efa nieritreritra ve ianareo hoe misy izany fofona plage izany?

Fofona vaovao indray
Tena hoe mamy be daholo🥰
Sucré daholo ireto proposenay ireto.

Misy détails ao amin'ny sary tsirairay ao
1 avy ihany no dispo an🥹

Liquidation pour nos blocs notes
15/04/2025

Liquidation pour nos blocs notes

Hey hey!👋Comme à l'accoutumée, Girly things  vous offre un petit cadeau 🎁 pour chaque achat de +30.000ArSoit:-Une crème ...
10/04/2025

Hey hey!👋
Comme à l'accoutumée, Girly things vous offre un petit cadeau 🎁 pour chaque achat de +30.000Ar

Soit:
-Une crème main 👐
-Un baume à lèvres 💋

Les produits disponibles pour le recevoir sont sur cette publication😋Suivis de détails et prix sur chaque photo.
(Brume parfumé et pailleté, parfum à petit prix, bloc notes)

Bonne chasse🤗

Atao prix promotion be daholo am'izay fa kely sisa😊
07/04/2025

Atao prix promotion be daholo am'izay fa kely sisa😊

Misaotra betsaka anareo efa nanjifa🥹Mbola misy vitsivitsy ireto
03/04/2025

Misaotra betsaka anareo efa nanjifa🥹
Mbola misy vitsivitsy ireto

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Girl With Grace posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share