27/03/2026
🚨 VAROTRA MAIKA – TRANO AMIDY ITAOSY 🚨
🏡 Mitady trano vonona hipetrahana avy hatrany ve ianao?
👉 Ity no mety aminao!
📍 Ambavahaditokana Itaosy
✔️ Accès moto
✔️ Tsy lavitra arabe
✔️ Faritra mangina sy milamina
✨ TOETRA MAHASARIKA:
🛏️ Efitra lehibe 1 (azo atao cuisine américaine)
🛏️ Efitra kely 1
🚿 Do**he + WC anatiny
🏗️ Misy dalle ➡️ afaka manangana étage
🌿 BONUS LEHIBE:
🍊 Tokontany misy voankazo maniry
➡️ Mahafinaritra + mety ho fidiram-bola fanampiny
📐 Refy:
Tany: 1 are
Trano: 9m x 6m
💡 EFA MISY:
⚡ Jiro
💧 Rano vovo madio tsara
💰 Vidiny: 50.000.000 Ar
👤 Tompony mivantana (tsy mandalo agence)
🔥 TENA OPPORTUNITÉ TSARA
📩 Mandefasa message privé dieny izao raha mahaliana anao!